2021

Aogositra 2021

  • Votoatiny

  • Ny Fisoronana dia herin’ Andriamanitra

  • Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo

  • Ho zatovo mahery!

    • Ho an’ny Zatovo: Ny fisoronan’ Andriamanitra

  • Namana

    • Ho an’ny Kilonga: Ny Tenin’ny Fahendrena

Aogositra 2021


Aogositra 2021

  • Ny Fisoronana dia herin’ Andriamanitra

    Rehefa mahatsiaro ny drafitr’ Andriamanitra ho an’ny fahasambarana isika dia afaka mahita fifaliana na dia sarotra aza ny fiainana.

    fanasan’ny Tompo

  • Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo

    • Olomasina Afrikana: ohatra eo amin’izao tontolo izao amin’ny fitiavana sy fifaliana ary finoana an’i Kristy


    • Ndeha hamantatra ireo rahavavy izay vao nantsoina ho Mpanoro-hevitra ao amin’ny Rafitra eo anivon’ny Vondromparitra


    • –Avy eo dia nanambara izy ireo fa hahazo tempoly izahay aty Beira!–


    • –Tsy maintsy mivaly ny vavaka na rahoviana na rahoviana–


Ho zatovo mahery!

  • Ho an’ny Zatovo: Ny fisoronan’ Andriamanitra

    Mampianatra ny zatovo mikasika ny fisoronana ny Fiadidian’ny Zatovovavy Maneran-tany sy Rahavavy Renlund, hoe inona ny dikany sy ny hevi-diso momba izany ary ny fomba hitahiany ny tsirairay.

    zatovo

Namana

  • Ho an’ny Kilonga: Ny Tenin’ny Fahendrena

    Fantaro ny fomba nandraisan’i Joseph Smith ny fanambarana izay antsointsika hoe ny Tenin’ny Fahendrena.

    I Joseph Smith mampianatra vondron-dehilahy