2021

Martsa 2021

  • Votoatiny

  • Mila vehivavy mahatoky izao tontolo izao

    Joy D. Jones

  • Hong Kong, Repoblika entim-bahoakan’i Sina

  • Henoy Izy

  • Nanavotra antsika tamin’ny fahotana sy ny fahafatesana i Jesoa Kristy

  • Mikatsaka ny fahafenoan’i Kristy

    Jeffrey R. Holland

  • Miaina ny herin’ny fisoronana

  • Nifaly i Jane nandritra ny dia

  • Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany

    • Tarihin’ny Tompo

      I André sy i Giselle Pimentel

    • Fifanosehana ho ao amina fivoriana fanasan’ny Tompo

      Elyse Brantingham

    • “Te ho any amin’ny paradisa aho”

      Pascal Kouamé Kouassi

  • Maharesy ireo fiahian’izao fiainana izao

    Hans T. Boom

  • Manome lanja ny mozika ao anatin’ny fanompoam-pivavahana

    Jan Pinborough

  • Inona no nampianarin’ny famafana amin’ny kifafa ahy momba ny maha-ray aman-dreny

    Kamri Melaine Webster

  • Tonga mpitandrin-draharaha tsaratsara kokoa amin’ny tany namboarin’ Andriamanitra ho antsika

    Marcus B. Nash

  • Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo

Henoy Izy
Martsa 2021


Henoy Izy

Jesus reaching out to heal a man

“fa lazaiko aminao marina tokoa, ireo rehetra izay mandray ny filazantsarako dia zanako lahy sy zanako vavy ao amin’ny fanjakako.”

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 25:1

Nanasitrana olona be dia be tamina karazana aretina maro Izy, nataon’i J.Kirk Richards, tsy azo adika