2020
Ny COVID-19 sy ity Laharana ity
Ôktôbra 2020


Ny COVID-19 sy ity Laharana ity

Noho ny fiovaovana tsy tapaka eo amin’ny valan’aretina COVID-19 dia mety tsy haneho ny toe-javatra misy ankehitriny na tsy azo ampiarina amin’ny toe-javatra misy any an-toerana ny loharanom-pitaovana sasantsany ato anatin’ity laharana ity. Araho ireo torolalana vao haingana indrindra atolotry ny Fiangonana sy ny fitondram-panjakana azafady.