Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2016
Namoaka izao antontan’isa manaraka izao ny Fiadidiana Voalohany, izay mahakasika ny toe-java-misy ao amin’ny Fiangonana hatramin’ny 31 desambra 2016.
|
Vondrona ao amin’ny Fiangonana | |
|
Tsatòka |
3.266 |
|
Misiôna |
421 |
|
Distrika |
556 |
|
Paroasy sy sampana |
30.304 |
|
Ny isan’ireo mpikamban’ny Fiangonana | |
|
Isan’ireo mpikamban’ny Fiangonana maneran-tany |
15.882.417 |
|
Ireo zaza izay nampidirina tao amin’ny firaketana |
109.246 |
|
Ireo niova fo vita batisa |
240.131 |
|
Misiônera | |
|
Misiônera manompo amin’ny fotoana feno |
70.946 |
|
Misiônera mpanao asa fanompoana ao amin’ny Fiangonana |
33.695 |
|
Tempoly | |
|
Ireo tempoly notokanana tamin’ny 2016 (Provo City Center, i Sapporo Japana, i Philadelphie Pennsylvanie, i Fort Collins Colorado, i Star Valley Wyoming, ary i Hatfort Connecticut) |
6 |
|
Tempoly naverina notokanana (Suva Fiji sy i Fribourg Alemana) |
2 |
|
Tempoly amperin’asa tamin’ny fiafaran’ny taona |
155 |