Liahona, Aprily 2011
Eo amin’ny fonony
Ny Fiadanako no avelako ho Anareo, nataon’i Walter Rane, nahazoana lalana avy tamin’ny Church History Museum.
Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Ampaham-baliny: mpanjakavavy tsara tarehy.