“Mampianatra ny filazantsara i Abinadia,” Namana, Mey 2024, 23.
Tadiavo izany: Bokin’i Môrmôna
Mampianatra ny filazantsara i Abinadia
Sary nataon’i Suzy Gerhart
Nampianatra ny Mpanjaka Noà sy ireo mpisorony momba an’i Jesoa Kristy sy ireo didiny ny mpaminany Abinadia (jereo ny Môzià 12–17). Hitanao avokoa ve ireo zavatra miafina?