Valin-teny avy amin’ny Apôstôly iray
Ahoana no hanampiako ny olon-drehetra hahatsapa ho voaray tsara?
Namboarina avy tamin’ny “Toerana ao an-tranom-bahiny,” Liahona, mey 2021, 24–27.
Eritrereto ny mety ho fahatsapana nanananao raha toa ka teo amin’ny toerany ianao.
Mizarà tsiky.
Fantaro ny anaran’ireo olona vaovao.
Mipetraha miaraka amin’ireo izay mipetraka irery.
Sary fnataon’i Julissa Mora