2022

Mey/Jona 2022

  • Votoatiny

  • Ry namana malala

  • Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

  • Mikatsaka fiadanana ao am-ponao

    Russell M. Nelson

  • Ekipa sy talenta

    Alelie Coronel-Camitan

  • Fantaro i Animan avy any Côte d’Ivoire

  • Nizara ny fahamarinana i Jesoa

  • Kopa-tanana avy aty Côte d’Ivoire!

  • Mifandimby mankany am-piangonana

    Haley Yancey

  • Tadiavo!

  • Te hiaina ny filazantsara aho

    Naomi Ward Randall

  • Ny ekipa vaovaon’i Samuel

    Christy Jepson

  • Mikarakara ny tenako!

  • Miara-manara-dia an’i Jesoa

  • I Tom sy ilay gripa mahery

    Lucy Stevenson Ewell

  • Mandehana mipetraka eo akaikiny

    Sierra F.

  • Asa fanompoana eny amin’ny tora-pasika

  • Nihaona tamin’ny misiônera i Harriet

    Haley Yancey

  • Ny herim-pon’i Josoa

  • Afaka manao safidy tsara aho

  • I Rota sy i Naomy

  • Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra masinan

  • Ry ray aman-dreny malala

Tadiavo!
Mey/Jona 2022


Zavatra mahafinaritra

Tadiavo!

two children standing in front of old hospital

Zato (100) taona tamin’ity volana ity izao no nisokafan’ny Hôpitaly ho an’ny Kilonga ao Salt Lake City, Utah, Etazonia. Nanangona vola madinika ireo ankizy ao amin’ny Kilonga mba hanampiana ireo ankizy marary izay nijanona tao. Hitanao ve ireo zavatra miafina etsy ambany? Firy ny vola madinika hitanao?

Sary nataon’i Maarten Lenoir