2021

Nôvambra/Desambra 2021

  • Votoatiny

  • Ry namana malala

  • Ny fototra matanjaka iorenantsika

    Russell M. Nelson

  • Ndeha asaina ny rehetra

    Amber Healey

  • Fantaro i Magali avy any Orogoay

  • Nanaja ny ray aman-dreniny i Jesoa

  • Dia mampientanentana tany Orogoay iarahana amin’i Margo sy i Paolo

  • Ireo valopy roa

    Haley Yancey

  • Ho avy indray i Jesoa

  • Fampifandraisana mahakasika ny tantaram-pianakaviana

  • Miandry ahy izy ireo!

    Giselle Olivia K.

  • Ny diako voalohany tany amin’ny tempoly

  • Asehoy sy lazao

  • Vonona ho any amin’ny tempoly

    Charlotte Larcabal

  • Maka fahazoan-dalana hidirana ny tempoly

  • Tadiavo!

  • Krismasy any Mali

    Jessica Larsen

  • Ny Tempolin’i Nauvoo

  • Mandrakizay ny fianakaviana

  • Ny Fiangonana manerana izao tontolo izao

  • Karatra misy ny tantaran’ny Fiangonana

  • Ry ray aman-dreny malala

Ho avy indray i Jesoa
Nôvambra/Desambra 2021


Zavatra mahafinaritra

Ho avy indray i Jesoa

color-by-number picture of Jesus at the Second Coming

Indray andro any dia hiverina indray i Jesoa ary hitondra fiadanana ho an’izao tontolo izao. Vakio ny soratra masina tsirairay momba ny hoe hanao ahoana ny Fiaviany fanindroany. Dia lokoy ny ampahany ao anatin’ilay sary.

  • Lanitra: Môzià 27:31

  • Volo: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 88:107

  • Akanjo lava: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 133:48

  • Hoditra: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 45:71

  • Trompetra: Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 45:45

◆ Jereo ny Avia, hanaraka Ahy miompana amin’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 133–134.

Sary nataon’i Bryan Beach