Ny soratra masina

Voahangy Lafo Vidy

  • Votoatiny

  • Pejin-dohateny

  • Teny fanolorana

  • Mosesy

  • Abrahama

  • Joseph Smith—Matio

  • Joseph Smith—Tantara

  • Fanekem-pinoana

Abrahama


  • Toko 1

    Nokatsahin’i Abrahama ireo tsodranon’ny lamin’ny patriarikaly—Nenjehin’ireo mpisorona sandoka tao Kaldea izy—Novonjen’i Jehovah izy—Fijerena indray ny niandohana sy ny governemantan’i Egypta.


  • Toko 2

    Nandao an’i Ora i Abrahama ary nankany Kanana—Niseho taminy tao Harana i Jehovah—Ireo fitahian’ny filazantsara rehetra dia nampanantenaina ny taranany ary amin’ny alalan’ny taranany ho an’ny rehetra—Nandeha nankany Kanana izy ary nanohy hatrany Egypta.


  • Toko 3

    Nianaran’i Abrahama tamin’ny alalan’ny Orima sy Tomima ny momba ny masoandro, ny volana, ny kintana—Nambaran’ny Tompo azy ny toetra mandrakizain’ireo fanahy—Nianatra ny amin’ny fiainana talohan’ny fianana an-tany, ny fanendrena mialoha, ny fahariana, ny nifidianana Mpanavotra ary ny toetra faharoan’ny olona izy.


  • Toko 4

    Novolavolain’ireo Andriamanitra ny fahariana ny tany sy ny aina rehetra eo aminy—Aroso etoana ny drafiny nandritra ny enina andro nahariana izao tontolo izao.


  • Toko 5

    Novitain’ireo Andriamanitra ny drafiny momba ny fahariana ny zava-drehetra—Notanterahany ny Fahariana araka ny drafiny—Nomen’i Adama anarana ny voary manana aina rehetra.


  • Tahadika 1


  • Tahadika 2


  • Tahadika 3