Seminera sy Institiota
Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny I Jesoa Kristy sy ny Filazantsara Mandrakizay


Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny I Jesoa Kristy sy ny Filazantsara Mandrakizay

Fanamarihana: Tsy takiana aminao ny hamaky ny fitaovana atolotra ho vakiana izay tsy misy amin’ny fiteninao.

Lesona

Lohateny

Vakiteny atolotra mba ho vakiana

1

I Jesoa no ilay Kristy Velona

2

I Jesoa Kristy no Ivon’ny Tantaran’ny Olombelona Rehetra

3

I Jehovah sy ny Asa Fanompoany Talohan’ny Nahaterahany

4

Nahary ny Tany i Jehovah

5

I Jesoa Kristy no Jehovah ao amin’ny Testamenta Taloha

  • Jaona 8:51–59; 18:5, 8; Eksodosy 3:11–14; 6:2–3; 3 Nefia 15:5; Mosesy 6:51–52, 64–66; Genesisy 17:1–9; Abrahama 1:18–19; 2:8–11.

  • “Enrichment Section A: Who Is the God of the Old Testament,” Old Testament Student Manual: Genesis–2 Samuel, ed. Faha-3 (Boky torolalan’ny Departemantan’ny Fampianarana an’ny Fiangonana, 2003), 45–48.

6

Fambara sy Tandindona ary Sariohatra maneho an’i Jesoa ilay Kristy

7

I Jesoa Kristy—Zanakalahitokan’ Andriamanitra tao amin’ny Nofo

  • Matio 1:18–24; Lioka 1:26–35; Jaona 10:17–18; 1 Nefia 11:13–21; Môsià 3:7–8.

  • Robert E. Wells, “Our Message to the World,” Ensign, Nôv. 1995, 65–66.

8

Nanatanteraka ny Fahamarinana Rehetra i Jesoa Kristy

  • Matio 3:13–17; 2 Nefia 31:4–21

  • Robert D. Hales, “The Covenant of Baptism: To Be in the Kingdom and of the Kingdom,” Ensign, Nôv. 2000, 6–9.

9

Ny Fitaomana Lalina ananan’ny Mpamonjy

10

Avia, manaraha Ahy

  • Jaona 1:35–47; 2 Nefia 26:33; Almà 5:33–34; Matio 4:18–22; Lioka 5:11; 9:57–62; 14:25–33.

  • Dieter F. Uchtdorf, “The Way of the Disciple,” Ensign na Liahona, Mey 2009, 75–78.

11

Nandehandeha nanao soa i Jesoa Kristy

12

Ireo Fahagagana teny amin’ny Lalamben’i Palestina

13

Niantso Apôstôly Roambinifolo i Jesoa Kristy

  • Matio 10:1–8; 16:15–19; 17:1–8; Asan’ny Apôstôly 1:21–22; 2:22–24, 32; 3:12–16; 4:31–33; 5:29–32; Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 107:23.

  • Boyd K. Packer, “The Twelve,” Ensign na Liahona, Mey 2008, 83–87.

14

I Jesoa Kristy No ilay Mesia

  • Matio 21:1–11; Lioka 4:16–24; Jaona 6:5–15, 31–32, 49–53, 66–69.

  • G. Homer Durham, “Jesus the Christ: The Words and Their Meaning,” Ensign, Mey 1984, 14–16.

15

Nampiorina ny Fanasan’ny Tompo i Jesoa Kristy

16

Nanao ny Sorompanavotana ho an’ny Fahotan’ny Olona Rehetra ny Mpamonjy

17

Nijaly sy Maty teo amin’ny Hazofijalian’i Kalvary ny Mpamonjy

  • Matio 27:26–54; Lioka 23:34–46; Jaona 10:11–18; 19:10–11, 19–37; 1 Nefia 19:9.

  • Jeffrey R. Holland, “None Were with Him,” Ensign na Liahona, Mey 2009, 86–88.

18

Nanao Asa Fanompoana tany amin’ny Tontolon’ny Fanahy ny Mpamonjy

19

Nitsangana tamin’ ny maty Izy

  • Lioka 24:1–48; Jaona 20; 1 Korintiana 15:1–29, 54–58.

  • Dallin H. Oaks, “Resurrection,” Ensign, Mey 2000, 14–16.

20

Nanompo teo anivon’ny “Ondri[ny] Hafa” ny Mpamonjy

21

Nanorina ny Fiangonany i Jesoa Kristy

  • Matio 10:1–4; 16:19; 17:3–7; 18:18; Asan’ny Apôstôly 2:1–6, 14–26; 4:1–13, 18–21; Asan’ny Apôstôly 10:9–20, 25–28, 34–35, 44–48; Asan’ny Apôstôly 15:1–11, 13–19; Efesiana 2:19–20; 4:11–14.

  • Jeffrey R. Holland, “Prophets, Seers, and Revelators,” Ensign na Liahona, Nôv. 2004, 6–9.

22

Niseho tamin’i Joseph Smith ny Ray sy ny Zanaka

23

Namerina Tamin’ny Laoniny ny Fisoronany sy ny Fiangonany ary ny Filazantsarany ny Mpamonjy

24

Velona Izy!

25

Mbola Hiverina I Jesoa Kristy Indray Andro Any

26

Hanapaka amin’ny maha-Mpanjakan’ny Mpanjaka sy Hitsara Izao Tontolo Izao i Jesoa Kristy

27

I Jesoa Kristy no Fahazavana sy Fiainana ary Fanantenan’izao Tontolo izao

28

Vavolombelona Manokan’i Jesoa Kristy