Torolalana ho an’ny fandaharam-pampianarana
Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019


“Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019,” Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019 (2018)

“Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019,” Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019

Torolalana ho an’ny Fandaharam-pampianarana taona 2019

Ireo voatanisa eo ambany ireo avy ny fitaovana ho an’ny fandaharam-pampianarana isaky ny alahady ho an’ny taona 2019, ka tsy izy rehetra akory no hita amin’ny fiteny rehetra. Nomarihana manokana ireo boky vaovao ho an’ny taona 2019.

fianakaviana mifampiresaka

Isam-batan’olona sy fianakaviana

VAOVAO Avia, hanaraka ahy—Ho an’ny isam-batan’olona sy ny fianakaviana (14717, Testamenta Vaovao)

mpampianatra sy mpianatra

Kilonga

Fotoam-pihirana (3–11 taona)

VAOVAO Avia, hanaraka Ahy—ho an’ny fotoam-pihirana: 2019

Io fitaovana io dia ho azo alaina mialohan’ny faran’ny taona 2018 ao amin’ny ComeFollowMe.lds.org, primary.lds.org, sy ao amin’ny application Bibliothèque de l’Evangile.

Kilasin’ny zaza madinika (18 volana–2 taona)

Voyez vos petits enfants: Manuel de la Garderie (37108)

Kilasy rehetra ao amin’ny Kilonga (3–11 taona)

VAOVAO Avia, hanaraka ahy—Ho an’ny Kilonga (14718, Testamenta Vaovao)

mpianatra ao an-dakilasy

Sekoly Alahady

Sekoly Alahady ho an’ny olon-dehibe sy ny zatovo

VAOVAO Avia, hanaraka ahy—Ho an’ny Sekoly Alahady (14716; Testamenta Vaovao)

lehilahy iray ao amin’ny kilasy

Kôlejin’ny loholona sy Fikambanana Ifanampiana

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny Kôlejin’ny Loholona sy ny Fikambanana Ifanampiana

zatovovavy ao an-dakilasy

Fisoronana Aharôna sy Zatovovavy

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny kôlejin’ny Fisoronana Aharôna sy Avia, Hanaraka Ahy—Ho an’ny Zatovovavy

Raha tsy misy amin’ny fiteninao ireo dia ampiasao ny Prêtrise d’Aaron 1 (34820) na ny Jeunes Filles 1 (34823). Raha tsy misy amin’ny fiteninao ireo dia ampiasao ny Ny Adidy sy ny Fitahian’ny Fisoronana, Boky A (31111) na ny Ny Adidy sy ny Fitahian’ny Fisoronana, Boky B (31112) sy ny Ny Vehivavin’ny Olomasin’ny Andro Farany, Boky A (31113) na ny Ny Vehivavin’ny Olomasin’ny Andro Farany, Boky B (31114).

olona manao filankevitra

Ny rafitra rehetra

Fivorian’ny filankevitry ny mpampianatra

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy

lehilahy sy vehivavy eo ivelan’ny tempoly

Lesona hafa (raha misy ny boky)

Ireo lesona hafa manamafy orina ny fanambadiana sy ny fianakaviana, ny fiomanana ho any amin’ny tempoly, ny fiomanana ho amin’ny asa fitoriana, ary ny tantaram-pianakaviana dia tsy hatao mandritra ny ora faharoa any am-piangonana. Kanefa, araka izay hitan’ny eveka fa mahamety izany, ary miankina amin’ny zavatra ilaina eo an-toerana, dia azo ampianarina amin’ny fotoana hafa ireo lesona ireo ho an’ny isam-batan’olona, na ny fianakaviana, na vondron’olona.

Fiomanana ho any amin’ny Tempoly

Dotés d’en haut: Séminaire de préparation au temple Manuel de l’instructeur (36854) sy Miomana Hiditra ao amin’ny Tempoly Masina (36793)

Fifandraisan’ny Mpivady sy ny Mpianakavy

Relations Conjugales et Familiales – Manuel de l’instructeur (35865) sy Relations Conjugales et Familiales – Guide du participant (36357)