Ho an’ny ankizy
Fidio ny tsara
Ny fisafidianana ny tsara dia mitondra antsika hanakaiky kokoa ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy. Izany koa dia manampy antsika ho faly sy ho voaro. Ataovy anaty faribolana ireo fomba ahafahanao misafidy ny tsara.
Mangala-tahaka any am-pianarana
Mamaky ny soratra masina
Miangona
Manao kilalao tsara
Miady amin’ny iray tampo aminao
Manompo ny hafa
Sary nataon’i Katie McDee