2010
Mikatsaka ny Hahita ny Mpamonjy
Desambra 2010


Ho an’ny Ankizy

Mikatsaka ny Hahita ny Mpamonjy

Ny Filoha Uchtdorf dia nilaza fa amin’ny fotoan’ny Krismasy dia tokony hijery zavatra izay mampatsiahy antsika ny fiainan’ny Mpamonjy isika. Jereo ireto soratra masina manaraka ireto hianarana ireo zava-niseho manan-danja teo amin’ny Fiainany.

Matio 2:1–2

Lioka 2:46

Matio 15:32–38

Lioka 8:49–55

Lioka 23:33–34, 44– 46

Jaona 20:11–20